Tablature
Intro: Re Do La
Re
Tiako hafindra aminao
Re
Ny fitiavako mimoza
Sol
Ny fitiavako mimoza
Re
Kanefa raha tsy tianao
La Sim
Dia avereno ho ahy
Sol La Re
Ny fitiavako mimoza
Re
Misy toerana mafana
Re
Tsy mba mamanala
Sol
Ao anatiko ao
RE La Sim
Toerana kelikely, afaka hitahiry
Sol La Re
Ny fitiavanao mimoza
Sol Re Sol La Re
Manimanitra daholo, izay lalovanao
Sol Re
Misy fofom-boninkazo
La Re
Vononkazo mimozaAndao fa ho entiko ianaoFaly aho raha hitanaoIlay saha mimozaIzay toerana falehakoEfa nanamboarakoTrano kely mimozaNy andro efa harivaTsy mba fantantsikaAo anaty tranokelinaoNy afo manazavaDia hanome hafananaHafanana mimozaNy haizina manginaEfa manery antsikaHandao ity tranokelyTranokely mimozaRaha sendra lasa izahoRaha sendra tsy eo izahoDia izao no zavatra hataonao ahyMandehana any an-tsahaAry mangala voninkazo mimoza.
--Fin de l'extrait.
Vous devez être connecté pour afficher la suite. [
Inscription rapide ]
Rappel : Cette représentation est l'interprétation personnelle, approximative et partielle d'une chanson protégée par droits d'auteurs.
L'utilisation de cette représentation est strictement réservée à un usage personnel et pédagogique. FranceTabs a pour but de promouvoir la culture française à travers la musique.
Si un auteur ou une société acréditée désire s'opposer à la publication de ses représentations,
celles-ci seront immédiatement retirées du site.